|
|
|
|

Teny iditra1 miala safay
Singan-teny  2miala, 3safay
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5(manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake.. [1.2]
7to work for appearance's sake only. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8travailler pour la bonne forme seulement. [1.8]
Tovy hevitra  9manao alasafay, misafay
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02